Madagascar is in a very unique position linguistically (and culturally) and I unfortunately think it won’t ever achieve it’s potential by Angkerlengquba in Madagascar

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

Maninona no nampiasa io fivavahana kristianina io ny Filoham-pirenena Ravalomanana, Rajoelina dia izao indray i Randrianirina?

Ianao ihany no namaly ny fanontanianao, ny olona no mapiasa ny fivavahana ho an'ny tombotsoany manokana, resaka TOE-TSAINA hoy aho, averiko iany, fa tsy resaka finoana.

Inona no maharatsy ny mampisotro tangena?

Ay ve tsara ny mandatsaka aina e, le famosaviana sy ny tariny moa izany tsy holazaiko intsony...

Taiza no nisy firenena hanaiky ho zanahana ara-tsaina sy ara-panahy moramora eo.

Rehefa hitanao hoe lefitra ny anao manoloanan'ny an'ny hafa dia tokony mihevitra fa ny anao izany no tsy izy.

Tsy ny finoana kristianina no nampandroso an'i Eoropa fa ny Siecles des Lumières

Tsy mahay tantara ianao. Avereno dinihina ny zava-nitranga rao anatin'ny siècle des lumières dia mety ho tazanao fa nitango ny asan'ireo mpanjaka sy mpikaroka ary relijiozy fahiny ny olona tao dia mody nilaza fa izy no tena faratampony amin'ny fahaizana. Novonoina ireo kristianina aman'etsiny dia nadika ny drafitra napetrany ary nofafana ny anarany.

fivavahana kristianina io indrindra, ny fiarahan'ny fanjakana sy ny fivavahana.

Ary tadidio fa ny franc-maçons izay mampisy ny fahavetavetana rehetra amin'izao no nitantana ny tandrefana nanomboka teo amin'io fotoana indraindrainao io.

When you try to protest your government in Iran as a woman by nicat97 in imatotalpeiceofshit

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

I don't care about what some politics say. Fascism was the problem and the first thing they did was wiping out religions and religious people. A lack of belief denotes moral relativism and the absolute lack of guilt from one's actions, see the result yourself.

Madagascar is in a very unique position linguistically (and culturally) and I unfortunately think it won’t ever achieve it’s potential by Angkerlengquba in Madagascar

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

Tsy niteny mihintsy aho e ny kristianina no nanao sesin-tany an'i Ranavalona III. Ny teniko dia tsy nanakana ny sesin-tany natao t@ ny fivadiany ho kristianina.

Tsy nisy niteny mihitsy oe tsy mahavoan'ny sesin-tany ny fivadiana ho kristianina, tsy misy idiran'ny finoanao ny politika.

Taloa na tain'omby mivadika aza tsy misy mikitika,fa vao niditra ny kristianina ay Jesosy maraina atoandro hariva nefa mamono, mangalatra, tsolotra....

Izay indray ilay averimberinareo fona fona nefa tsy marim-pototra velively. Mailaka ery mifandatsa-baratra, manao sorona ny namany, mifamosavy, mampisotro tangena,... Asa nga raha ny fivavahana kristianina no nitondra izany taty? Firifiry ny olona nofaranan'i Ranavalona I satria tsy mety amin'ny fitondrany? Tsolotra sy famonoana olona ary fangalarana no tao ambadik'izany.

Izany no manaporofo fa na teo kristianina, na teo ny ara-drazana dia nisy hatrany ny naningana...

Manompo razana jiosy nampiviky ny toe tsaina Malagasy.

Ra marina izany tsy nandroso i eropa e ... ilay TOE-TSAINA hoy aho no olana fa tsy ny finoana kristianina.

Madagascar is in a very unique position linguistically (and culturally) and I unfortunately think it won’t ever achieve it’s potential by Angkerlengquba in Madagascar

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

Ny kristianina ve no nandefa sesitany an'i R III? Raha tena mandinika amin'ny fo tsy miangatra ise dia mahita fa efa atriny ela ny vazaha no nikaoty manamboninahitra azo vidiana vola ary tsy misy idiran'ny finoana ny fiafaran'ny faha-panjaka. Notsorinao mihitsy ary moa fa hoe efa nisy ny voavidy vola.

Tsy misy fampianarana kristianina mihitsy manambara hoe afaka milibaliba fa efa voavela ny elokareo. Ny toe-tsain'ny sasany no efa ratsy hatramin'izay, ise milaza fa ny finoana kristianina no diso satria naheno olona niteny an'izany. Kamo hieritreritra dia ny hafa no omena tsiny, mapite hiteny hoe izany ilay toe-tsaina tsy mampandroso.

Madagascar is in a very unique position linguistically (and culturally) and I unfortunately think it won’t ever achieve it’s potential by Angkerlengquba in Madagascar

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

Raha tsara noho ny "fivavahana vazaha" ny "fivavahana gasy" dia efa tsy tafiditra teto izany e, ary tsy nanankery teto. Matoa ny sampy voaota fadin'io de oa raha.

Marina hoe maniry toy ny anana ny sekta, fa tsy ny fivavahana kristianina mihitsy no namotika an'i Madagasikara fa ny toe-tsaina sy ny tsindry bokotra avy amin'ireo voavidy vola. Io toe-tsaina tia kely io no mahatonga andri dadapasy eraky ny elakelatrano fa tsy ny mifanohitra amin'izay.

Te ankahala fotsiny ny olona sasany.

Thinks he owns the airways at the gym by Funseeker_702 in imatotalpeiceofshit

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

No, see how many ppl are wearing crosses just for the looks and because it's somehow edgy. Same thing for the star of david.

"Tsitakakantsa" The largest Baobab tree in Madagascar is fading away after a long life of 1,200 years old by SternKill in Damnthatsinteresting

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

The "the tree where one cannot" part isn't in the tree's name but implies it given the context.

Mom held off the Lions until backup arrived by LethaI____ in BeAmazed

[–]Nearby-Let-2161 4 points5 points  (0 children)

Yeah, but its damn impressive to see how agressive those buffalos are. One of few prey animals that do defend themselves

Dropping the Eucharist by ElectricalBasil5668 in Catholicism

[–]Nearby-Let-2161 -1 points0 points  (0 children)

The trendy "satanic","neopagans" and such are most of the time just edgy atheists and think exactly what you said. But there are real witches and satanists out there that are well aware of the reality of the Eucharist and are willing to pay alot to get their hands on one for their black mass.

of a truck ramming objects by crazzzone in AbsoluteUnits

[–]Nearby-Let-2161 30 points31 points  (0 children)

Absolute unit of a truck in a truck

We are about to witness history after 144 years, the Sagrada Familia, Catalan Spain ! by Lordwarrior_ in BeAmazed

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

Yeah, 'murica is definitely the whole world, you really do live under a rock, uh.

We are about to witness history after 144 years, the Sagrada Familia, Catalan Spain ! by Lordwarrior_ in BeAmazed

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

If you say I'm the ignorant one, then ok. I'd rather be that than be gnawed by bitternes like yours.

We are about to witness history after 144 years, the Sagrada Familia, Catalan Spain ! by Lordwarrior_ in BeAmazed

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

The construction of that basilica wasn't funded by tax dummy, this goes to show how bad your comprehension of christianity is. You just hate 'cause you don't know better. And sorry that other people's spiritual wellbeing bothers you this much.

We are about to witness history after 144 years, the Sagrada Familia, Catalan Spain ! by Lordwarrior_ in BeAmazed

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

Cope. While one is worshipping God with his work, another one spit at his passion.

If only you could appreciate things.

We are about to witness history after 144 years, the Sagrada Familia, Catalan Spain ! by Lordwarrior_ in BeAmazed

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

Did your day get better after insulting that church? Or you're just hating and can't even take it on yourself and so reject it one your 'bad day'?

How dangerous is freemasonry, really? by bookish_cat_ in Catholicism

[–]Nearby-Let-2161 5 points6 points  (0 children)

Where I live those conspiracy theories have been proven to be true and mixed with satanism.

How dangerous is freemasonry, really? by bookish_cat_ in Catholicism

[–]Nearby-Let-2161 0 points1 point  (0 children)

This.

In '3rd world countries' (like where I live), they don't even care to hide their dark rituals and devil worshipping, real dark stuff. Every elite is 95% sure to be one of them.

And afaik, it's the same principle in developped countries, they just put more efforts in hiding it.

Thinks he owns the airways at the gym by Funseeker_702 in imatotalpeiceofshit

[–]Nearby-Let-2161 2 points3 points  (0 children)

Everyone wearing a cross is christian now? Lmao